Mahery ny Tsitoha
CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)
Mahery ny Tsitoha
Jeesosy, Jesosy, jesosy mpanjakanay
Izy no andry, hapinga sy hery fiarovana ho anay
Izy ilay mpanjakatsika
Natolony ny ainy hamonjy ahy sy anao
Izy no Ray tsara indrindra
Mahery ny Tsitoha ka tokin’ny fo
Tonga teto an-tany, lay iray mpiahy ny zanak’ondry
lay mora fo indrindra nisolo heloka sy ny otanao
A/C : Andriamparany