MAHERY MANDRAKIZAY
Groupe NAINA
MAHERY MANDRAKIZAY
Andriamanitra ô
Tena Lehibe Ianao
Nahary izao rehetra izao
Jehovah no Anaranao (2x)
Andriamanitra ô
Ianao no Fiainanay
Fa sady Tomponay no Ray
Mahery mandrakizay (2x)
Kanto sady tsara ery
Zao rehetra hita izao
Voakajinao ny asantananao
Tsy ho takatry ny saina
Ilay hery ananao
Ny hany azoko lazaina
Mahery Ianao