Mahery Ianao

Sekoly Alahady Mihira Anosivavaka

Mahery Ianao


N’inona midona mihatra amiko
N’inona mandratra mankarary fo
Eo Ianao, eo Ianao


N’iza fahavalo te amely ahy
Raha sendra ka mahery ny fankam-panahy
Ianao, eo Ianao


Ref: Fa Ianao, fa Ianao
Mahery ianao *2


Na lavitra ny lalana alehako
Na dezaka fiankarana andehanako
eo Ianao, eo Ianao


Na maro ny mpanenjika ankahala ahy
Mino sy matoky fa Ianao mahay
Ianao, Eo Ianao


Mitsangana aho fa manana Anao
Matanjaka aho fa tantananao
Hiady aho tsy ho resy fa hivoka ho mpandresy Aminao*4


·