MAHERY IANAO

Anjomaran'ny Fitiavana

MAHERY IANAO


Choeur:Ouuhh ouuuhh ouuhhh
Ahhh ahh ahhhh ahhh


Solo: Ry Tompo any an-danitra
Mitsaoka Anao izahay
Atao anie ny sitrakao


Tsy takatry ny saina, ry Tompo ny herinao
‘Lay hery tsy hay lazaina, atafinao anay
Oo mamelĂ  ny helokay ry Ray
Iankohofanay ny voninahitrao


Ref: Mpandresy hatrany ry Jesoa, mahery Ianao
Hery tsy hay tohaina Ianao ry Ray Tsitoha
Fihino izahay ho tena mpianatrao
Hanoa ny sitrakao, ho mpandresy toa Anao


Tsy takatry ny saina, ny fitiavanao
Ianao no tsy mandao raha tojo ady sarotra
Izahay mifona Tompo oo,
Tsy mendrika akory, ny atao ho irakao


Ref:…


Ho Anao ny dera laza ary koa, ny voninahitra
Mahery Ianao….


Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Rhado


·