Mahery aho
Oriah Rasolomanana
Mahery aho
Inty aho dia manaiky anao ka hanjakao
Resy lahatra (1)
Mitoera ka aza mba mandao ahy
Tsy ho( eo anilanao) (2)
‘Zay kely hery dia homenao hery be tokoa
Mahery aho (5)
Tompo รด! Ianao no antony havelomako
Belona ato am-po (3)
Indro aho tonga zanakao ka ataovy izay
Izay sitrakao (4)
Raha faly aho dia hihira fiderana ho anao
Tsy hosasatra (6)
Ref :
Hatramin’izay aho miala anao
Amin’izay rehetra atao
ouh!ou!ouh!
Boantoka ny fianako
Noho ireo teninao
Raha ory aho dia, … ka tojo anao
Foana hatreo ‘reo ahiahy.
1-2-3-4-5