Mahereza

FEOMAFI

Mahereza


1- Olom-boafidy ny Tompo ianao
Hanantontosa izao asa izao
Ilaina ianao matoa noatsoiny
Na dia olom-bery aza tsy fohiny


Ko hefao ny raharan’Andriamanitra
Fa ho efainy ko ny raharahanao


Fa tiany ianao,malalany,sakaizany tena tsy fohiny


Ref:
Koa mahereza ary aoka isika hitomban-dahy
Aza mierikerika fa aoka re ho tony
Fa Jehovah hanao
Izay sitrapony


2)Ndeha ary aoka ho fanamby atao
Ny tsy hanao kitoatoa
Efa miandry ary ankotra ary
Ilay satroboninahitra valim-pitia


Koa hefao ny raharaha an’Andriamanitra
Fa ho efainy koa ny raharahanao


Fa tiny ianao,malalany,sakaizany tena tsy fony


Ref:
Koa mahereza ary aoka isika hitomban-dahy
Aza mierikerika fa aoka re ho tony
Fa Jehovah hanao
Izay sitrapony


3)Ndeha ary aoka ho matoky
Ny tompo anie tena faly
Ka ho filamatra ,filazantsara
Ho ohatra velona ho any hafa


Ko hefao ny raharan’Andriamanitra
Fa ho efainy ko ny raharahanao


Fa tiany ianao,malalany,sakaizany tena tsy fohiny


Ref:
Koa mahereza ary aoka isika hitomban-dahy
Aza mierikerika fa aoka re ho tony
Fa Jehovah hanao
Izay sitrapony


·