Mahereza

KT AMBATOVINAKY

Mahereza



  1. Ndraindray ny fiainantsika e e e
    Dia mandalo ady sarotra
    Tena mafy ny manjo
    Jesosy anefa no miteny hoe
    Mihoatra noho ny mpandresy ianao
    Amin’ny alalany


Jesosy eo foana e !
Jesosy tsy mandao anao e e e
Raha Izy no antsoiny e !
Milamina ianao


Ref :
MAHEREZA ianao
Mitrakà Ianao hoy ny Tompo
Fa Izy momba anao
MAHEREZA Ianao
Fa ny Tompo tsy mahafoy anao



  1. Ny asa fanompoana e e e
    Indraindray misy olana
    Fisedrana mahamay
    Kanefa matokia ianao e e e
    Fa Jeso tsy hampitondra anao
    Izay tsy zakanao


Jesosy eo foana e !
Jesosy tsy mandao anao e e e
Raha Izy no antsoiny e !
Milamina ianao


Ref :
MAHEREZA ianao
Mitrakà Ianao hoy ny Tompo
Fa Izy momba anao
MAHEREZA Ianao
Fa ny Tompo tsy mahafoy anao


Ref :
MAHEREZA ianao
Mitrakà Ianao hoy ny Tompo
Fa Izy momba anao
MAHEREZA Ianao
Fa ny Tompo tsy mahafoy anao


Jesosy tsy mahafoy anao
Fa tena tia anao
Zany e!
Jesosy tena tia <3


·