Mahatsiaro

Iandrinirina

Mahatsiaro


Raha vao niserana anie aho
indray takariva e
mahatsiaro sahirana aho
malahelo foana


Raha vao nilentika anie
ilay masoandro
toa manirery aho
fa tsy anilanao aho


Tsapanao ny ao am-poko ao
tsapanao fa tia anao
Ô e e fanante/nako
ho anao ry Ray
hanolotra azy
an-tratrako indray
zay ry lala ô
zay ry tiana e
ny faniriako anilanao


Raha vao mijery
ilay sarinao e
manembona hatrany
lasa vinany


Raha vao mahatsiaro
ny fiarahantsika e
tsy tantiko intsony
te hahita anao aho


Tsapanao ny ao am-poko ao
tsapanao fa tia anao
Ô e e fanantenako
ho anao ry Ray
hanolotra azy
an-tratrako indray
zay ry lala ô
zay ry tiana e
ny faniriako anilanao


Tsapanao ny ao am-poko ao
tsapanao fa tia anao
Ô e e fanantenako (fanantenako)
ho anao ry Ray (ho anao ry Ray)
hanolotra azy
an-tratrako indray
zay ry lala ô (zay ry lala ô)
zay ry tiana e
ny faniriako anilanao


Ô fanantenako (fanantenako)
ho anao ry Ray (ho anao ry Ray)
hanolotra azy
an-tratrako indray
zay ry lala ô (zay ry lala ô)
zay ry tiana e
ny faniriako anilanao


Raha vao mahatsiaro …
malahelo foana …


·