MAHATSIARO

DAFAH

MAHATSIARO


Mahatsiaro anao foana aho
isan’andro
malaelo anao foana
mody masoandro


refrain: ny anaranao sisa
no voatonoko foana
izaho efa tsy nahita
am-bolana


toy ny efa an-taonany maro
no tsy nifankahitantsika
ny olona miteny hoe hatsaharo
ny rediredy tsy ho vita


vao mainka miamafy
ny fitiavako anao
satria tsy mbola nisy ratsy nataonao


·