Mahatsiahy

Solika

Mahatsiahy

Mahatsiahy izany izaho y!
Ka manembona mafy
Malahelo olontiana izay tsy hita eto akaiky
Mandeha izany saiko y! ka miampita any ho any
Aza ela ry aiko sasa-miandry ny tianao

Mahatsiahy izany izaho
Ka manembona mafy
Malahelo olontiana izay tsy hita eto akaiky
Mandeha izany saiko ka miampita any ho any
Aza ela ry aiko sasa-miandry ny tianao

O ry volana any ambony mba tazano izany diako
O ry kintana irony dorio any izy ndrao sondriana
Ho tody malaky ny dia akaikin’ny tiana

·