Mahareta zandry

Eddy chargath

Mahareta zandry


Tamin’izaho mbola nianatra,
Sahirana aho satria lavitra ny sekoly
Tokony ho eo @dimy km aaa
Tsy kivy aho na dia reraka tsy natory
Tsy inô no nahatonga izany
Fa naniry aho @’ireo namako efa afaka
Tsy inô, na dia nijaly toy izany aza ianao
Mahareta zandry ee!!! Tsy maintsy ho tafita


Rehefa lehibe aho tsy maintsy nitady asa aa!!
Fijaliako t@ izay enim-bolana tsy nikarama,
Tany @’ny faritany andrefana any e!!
Nahita asa ihany aho, sady mbola salama tsar any tenako


Tsy inô no nahatonga izany
Fa naniry aho @’ireo namako efa afaka
Tsy inô, na dia nijaly toy izany aza ianao
Mahareta zandry ee!!! Tsy maintsy ho tafita


Tsy inô no nahatonga izany
Fikelezako aina mba hitsinjovaka ny hasambarana any aoriana
Tsy inô, na dia nijaly toy izany aza ianao
Mahareta zandry ee!!! Tsy maintsy ho tafita


Mahareta zandry ee!!! Tsy maintsy ho tafita aaaa!! X3
Mahareta zandry ee!!! Tsy maintsy ho tafita ianao!!


·