MAHARETA
GALAF
MAHARETA
1_Eny an-dalam-panompoana
Hisedrana fitsapana mahamay
Aza mora kiva foana
Fa ny Tompontsika tia mandrakizay
2_Hey! mamakivaky onja
Ity Sambo izay mitondra antsika ity
Mila vavaka mafonja
MBA ho tody sy ho tafitasoa any
-Andriamanitra tsy Jamba
Fa mahita ny atao
Lala-marina, sy tsara no tiany MBA hizoranao
Tano mafy ny finoana ho ampinga ho entinao
Aza kivy mahareta paradisa ho anao