Mahantra raha tsy mivavaka
Christophe ratrema
Mahantra raha tsy mivavaka
Mahantra ianao (2)
Mahantra raha tsy mivavaka (x2)
Anao manambola be
5 mille @ paquet ho ah.
Mahantra ianao …
Anao mankanjo tsara
Kaostume sy kaostara
Mahantra rah tsy mivavaka
Mahantra …
Miveizivezy @ bôinn
Makany europe makany chine e! (x2)
Mahantra ianao …
Anao manana baiboly nefa tsy mba mitory akory
Mahantra rah tsy mivavaka (x2)
Mbola hotsaraina ianao
mifohaza fa aza matory e! (x4)
Mahantra ianao e mahantra ianao ô
Mahantra rah tsy mivavaka (x4)