Mahafinaritra

None

Mahafinaritra


Jesosy Tompo Tia ‘zay no miantso anao
Izy anie namoy ny Ainy mba ho ahy sy ho anao
Vonona ny handroso ao aminao
Vonona hanatsara ny fiainana
Te ,hanavotra anao


Izy ’lay tokana natolotr’Andriamanitra
Hamonjy ny rehetra ho any an-Danitra
Haita fahasambarana
Haita fiadanana
De ho hitanao ao koa ’lay
Fihavanana


Tena mahafinaritra
Sambatra ao,tretrika
Tena mahafinaritra any eh
Sambatra ao tretrika


Rivolala :2009


·