mahafinaritra
Ny Avo
mahafinaritra
Mahafinaritra retsy midera an’iJesoa
Mahasambatra loatra mihoby ny Tompo
Ka andao hankalaza an’Ilay Tompo tia
Ka mitsikitsikia sy mifalifalia (x2)
Réf:
Aza mangataka andro,
Aza mihambahamba
Andao hiara-hanompo ny Tompo
Aza misalasala
Faingana ianao sao tara
andao hiara hidera an’i Jesosy
Ao amin’iza mahafinaritra (Ao @ Tompo mahafinaritra)
Ao amin’iza no mahasambatra (ao @ Jesosy)
Ao amin’iza fifaliana (Ao @ Tompo ny fifaliana)
Ao amin’iza tsikitsiky (Ao @ Jesosy)
Hadinoy ny alahelo f’hidera an’i Jesoa
Aza misentosento fa eo koa ny Tompo
aoka izay ny tomany fa mba mifalia
fafao ny ranomaso mitsitsikia (x2)
Réf:
Aza mangataka andro,
Aza mihambahamba
Andao hiara-hanompo ny Tompo
Aza misalasala
Faingana ianao sao tara
andao hiara hidera an’i Jesosy
Ao amin’iza mahafinaritra (Ao @ Tompo mahafinaritra)
Ao amin’iza no mahasambatra (ao @ Jesosy)
Ao amin’iza fifaliana (Ao @ Tompo ny fifaliana)
Ao amin’iza tsikitsiky (Ao @ Jesosy) (x3)
Ao amin’iza mahafinaritra