Mafy ny adinao

Antson'ny famonjena

Mafy ny adinao


Mafy ny adinao,
mila ho isan’andro izao
Milanja fahoriana,
mizioga fijaliana
Mba manontany tena ianao
Hoe Jesosy ve mandao
Fa ireny rehetra ireny,
Natao mba hanefeny
Fa ny Tompo tsy mandao
Na hahafohy anao ho very,


Refrain:Jesosy irery ihany,Jesosy hatrany hatrany
No mamaha ny olanao,


·