Mafy Nefa
Antoko Mpihira MORIA
Mafy Nefa
Iza no mba sahy hanolotra ny tenany
Hanavotana ny olona iray izay tiany
Mihoatra lavitra noho izany
Ny fitiavan’i Jeso ny eran-tany
Ny Tompo no homboina
Ny lanivony nolefoina
Ny ainy novonoina
Maty nefa velona
Ry Jesosy ô! mafy nefa
Ry Jesosy ô! nozakainao
Ry Jesosy ô! mafy nefa
Ry Jesosy ô! niaretanao
Ho aiza moa anefa, ndeha hiova fo
Ny Tompo no mahefa, mamindra fo