Mafana

Mario

Mafana



  1. Mafana ny andro, aiza labiera
    Mila misotro oh eran’ny vera
    Avy eo anefa migoka tsy tana
    Alefalefa eh Mafanafana


Ref : Mafana eh Mafana ho aho
(×4)



  1. Migoka tsy tana nafanafana
    Lasa tomaty eh natao tsakitsaky
    Miodina izy izany Moramora ihany eh
    Miodina izy izany eh ambony ambany


Ref :
Ok
3. Ny andro manara aiza sambo
Anaty bar ah mandritry ny andro
Aza masiaka fa alefako mora oh
Zaho mangatsiaka aza mampidola
(Kelikely fotsiny fa aza be resaka eh
Mba fofofofony Fa nga atao betsaka eh)


Ref :
(Solo guitare)
Katry katry katry (x2)
(Folaka)


·