MADAGASIKARA SOA

ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)

MADAGASIKARA SOA


Mba mamiko tiako ry ilay Mpahary
‘Ty nosy nomenao anay
Iriko tokoa raha ilay Gasikara
No hanompo anao re ry Ray
Fa tena ankahalaiko sy mamenatra ahy
Indraindray ireto sampiny
Ka asandratray izao hira izao
Ifonanay Aminao


REFRAIN:
Mba mangataka aho Jesoa
Ianao amela anay
Mba henoy re ny talaho
Mamindra fo ny nosinay
Ka ivavaka ao am-po
Ny ventsoventsonay
Ho sambatra tokoa
Ilay madagasikara soa


Hiadana sy ho finaritra eh
Sambatra tokoa izahay


·