Madagasikara soa
Antson'ny famonjena
Madagasikara soa
Mba mamiko sy tiako ry ilay mpahary, ity nosy nomenao anay
Iriko tokoa raha ilay Gasikara no hanompo anao re ry Ray
Fa tena ankalaiko sy mahamenatra ahy indraindray ireto sampiny
Ka asandratray izao hira izao mba hifonanay aminao
Refrain:mba mangataka aho Jesoa,Ianao hamela anay
Mba henoy re ny talaho,mamindrĂ fo ny nosinay,
Ka ny vavaka ao am-po,ny ventsoventsonay,
Ho sambatra tokoa ilay madagasikara soa