Lovasoa
Chorale Sedera Ambalavato
Lovasoa
1- Efa mba noraisinao ve?
Andriamanitra nitia anao
Ny fonao atolory azy
Fa izy hanadio anao
- Ny Tompo no mampanantena
Fiainana tsy manam-petra
Tsy vidiana n(a)’ atakalo
Lovasoa, izay miandry anao
Ref:
Fa sambatra sy tretrika
Ny manao an’Andriamanitra ho
Ampinga fiarovan-tena
Satria tsisy fitaka aminy
Ambarao, ‘zay tena hevitrao
Fa sasa-miandry anao, hatramin’ny elabe
Atolory azy ny fonao, fa ny Tompo hanadio anao
2- Efa mba anananao ve
“zany fiadanan’ny fanahy
Atolotr’I Jesô anao, fa fitiavan-dehibe
Harena sarobidy indrindra
Omena fa tsy ho vidiana
Fiainan-tsambatra sy vao
Lovasoa, izay miandry anao
Refrain…..
T/F: Eden RAKOTOASIMBOLA (c) Rina Rnt