Loharano velona

Ny Antso (FDL Ambatonjara)

Loharano velona


Prelude
Fiderana No Asandratray
Fiderana Ho Mandrakizay
Ho Anao Jeso Soa ‘Lay Mpanjaka
Haleloia Haleloia Hosanah


Fiderana No Asandratray
Fiderana Ho Mandrakizay
Ho Anao Jeso Soa ‘Lay Mpanjaka
Haleloia Haleloia Hosanah


Mikoriana Ianao Mikoriana
Miboiboika Ao Am-Po Velona
Loharano Tsy Ritra Mahery
Manambara Fa Feno Ny Soa


Manadio Ianao Manadio
Sy Mamafa Ny Loto Tokoa
Loharano Mitondra Ny Dia
Mba Ho Tody Seranana Soa


Interlude


Mampahery Ianao Mampahery
Mampitraka Ny Loha Miatrika
Loharano Mandresy Ny Ratsy
Hirahira Ventesiko Ho Anao


Manadio Ianao Manadio
Sy Mamafa Ny Loto Tokoa
Loharano Mitondra Ny Dia
Mba Ho Tody Seranana Soa


Fiderana No Asandratray
Fiderana Ho Mandrakizay
Ho Anao Jeso Soa ‘Lay Mpanjaka
Haleloia Haleloia Hosanah


Fiderana No Asandratray
Fiderana Ho Mandrakizay
Ho Anao Jeso Soa ‘Lay Mpanjaka
Haleloia Haleloia Hosanah


·