Livraison

Rija Rasolondraibe

Livraison


Ny hazo nandre anao, maina hatramin’ny fakany ee
Ny mpanjono nandre anao, saika tsy homby hatramin’ny lakany ee
Ny sakaiza nadre anao, namaky tafo ny solution
Ny trondro nandre Anao, banky foibe


Nanao livraison
Nanao livraison


Miakatra sy midina indray hoa ny anjely ee


Miakatra sy midina indray hoa ny anjely ee


Miakatra sy midina indray hoa ny anjely ee


Manao livraison
Manao livraison


Lazaiko marina aminao, mivoha ny lanitra amin’zao
Mivoha re olona ee, mivoha amin’ny zanak’olona ee
Amin’tsika andriamanitra e, mivoha ny lanitra ee
Mivoha aminaoooo


REF:
Manao livraison
Manao livraison


(Mozika…)


Ny mofo nandre anao,nitombo aman’taonina ee
Ny maso nandre anao dia niverina tamin’ny laoniny ee
Ny tafiotra nandre anao e, nangina ny solution
Ny magy nandre anao, banky foibe


REF:


Nanao livraison
Nanao livraison


Miakatra sy midina indray hoa ny anjely ee


Miakatra sy midina indray hoa ny anjely ee


Miakatra sy midina indray hoa ny anjely ee


Manao livraison
Manao livraison


Lazaiko marina aminao, mivoha ny lanitra amin’zao
Mivoha re olona ee, mivoha amin’ny zanak’olona ee
Amin’tsika Andriamanitra e, mivoha ny lanitra ee
Mivoha aminaoooo


Manao livraison
Manao livraison


Ny maty aza, mandre ny feo e, miantsoantso velona
Aza manamafy ny fonareo e, zanak’olombelona
Hanampin-tsofina ve


Ny foko (omeko anao e)
Ny fiainako rehetra (omeko anao e)
Ny fiderako (omeko anao e)
Ny tsara indrindra (omeko anao e)
(omeko anao e)


Ataoko (livraison)


Ataoko (livraison)


Aiza ilay tanana e
Ataovy ambony ilay tanana e


Aiza ilay tanana e
Ataovy ambony ilay tanana e


Aiza ilay tanana e
Ataovy ambony ilay tanana e


Aiza ilay tanana e
Ataovy ambony ilay tanana e


Derao Jesosy, derao e, derao e
Derao Jesosy, derao e, derao e


Derao Jesosy, derao e, derao e
Derao Jesosy, derao e, derao e


Asandrato Jesosy, derao e, derao e
Derao Jesosy, derao e, derao e
Asandrato Jesosy, derao e, derao e
Derao Jesosy, derao e, derao e


Asandrato Jesosy, derao e, derao e
Derao Jesosy, derao e, derao e
Asandrato Jesosy, derao e, derao e
Derao Jesosy, derao e, derao e


Ny maty aza, mandre ny feo e, miantsoantso velona
Aza manamafy ny fonareo e, zanak’olombelona
Hanampin-tsofina ve


Ny foko (omeko anao e)
Ny fiainako rehetra (omeko anao e)
Ny fiderako (omeko anao e)
Ny tsara indrindra (omeko anao e)
(omeko anao e)


Ataoko livraison


Ataoko livraison


Livraison
Ataoko livraison


·