Lioka 2 : 8-20

Ny Antso (FDL Ambatonjara)

Lioka 2 : 8-20


Indray Alina,
Misak’alina,
Dia Raiki-Tahotra,
Ireo Mpiandry
Ondry Tany An-Tsaha,
Anjely Maro Be,
No Niseho Tampoka
Nilaza Hoe
‘’Aza Matahotra’’


Fa Mpamonjy No
Teraka Ho Anareo,
Ao An-Tananan’i Davida,
Dia Jesosy
Kristy Tompo, Ilay
Voahosotr’andriamanitra,
Hamonjy Izao
Tontolo Izao,
Hitondra Fiainan- Danitra
Ho Ahy Sy Ho Anao


Fa Mpamonjy No
Teraka Ho Anareo,
Ao An-Tananan’i Davida,
Dia Jesosy
Kristy Tompo, Ilay
Voahosotr’andriamanitra,
Hamonjy Izao
Tontolo Izao,
Hitondra Fiainan- Danitra
Ho Ahy Sy Ho Anao


Voninahitra Ho
An’andriamanitra
Ho Any Amin’ny Avo
Indrindra
Ary Fiadanana
Ho Amin’ny Olona
‘’Ankasitrahany’’


Rehefa Niala Teo,
Ireo Anjely Ka Nandeha,
Niakatra Ho Any,
Nankany An-Danitra,
Dia Tsy Nangatak’andro,
Ireo Mpiandry
Ondry Fa Nandeha,
Nizaha An’i Jeso
Tao Betlehema


Rehefa Niala Teo,
Ireo Anjely Ka Nandeha,
Niakatra Ho Any,
Nankany An-Danitra,
Dia Tsy Nangatak’andro,
Ireo Mpiandry
Ondry Fa Nandeha,
Nizaha An’i Jeso
Tao Betlehema


Dia Nandeha
Faingan’izy Ireo,
Ka Nahita An’i Maria,
Sy Josefa Ary Jesosy,
Voahodidina
Lamban-Jaza Teo
Am-Pihinanam-Bilona,
Ka Nampiely
Ireo Hafatra


Dia Nandeha
Faingan’izy Ireo,
Ka Nahita An’i Maria,
Sy Josefa Ary Jesosy,
Voahodidina
Lamban-Jaza Teo
Am-Pihinanam-Bilona,
Ka Nampiely
Ireo Hafatra


Voninahitra Ho
An’andriamanitra
Ho Any Amin’ny Avo
Indrindra
Ary Fiadanana
Ho Amin’ny Olona
‘’Ankasitrahany’’



Lioka 2 : 8-20


·