Lesona
Gonna Music
Lesona
Ny nenina tokoa, no hany mpanoro
Raha sendra fahadisoana ireo taloha
Ka afaka hananatra, hanitsiana izay mbola hoavy
F’izay teo aloha , tsy azo hiverenana intsony
Tsy afaka fafana ireo fa aoka aloha…
Ho any , ny hoavy indray no aleo hoavy !
Atomboko amin’ny tsara ireo sisa
Ho valin’ny fahiny, izay vita …
Hovoakosoka ireo izay nandratra
Antsika hatrizay…
Ref: Raha mety ianao dia …
‘Ndao hiaradia hanarina ireo izay efa tsy nety
Raha mety ianao dia …
Hifankatia tolory tanana aho
Mboula ny rotsy \ Lanto Razafindrakoto