Lehilahy mahery

SLK 'lay Mpiantsa Soa

Lehilahy mahery


LEHILAHY MAHERY
Ty ny herinao akory ry lehilahy etoana
No andresenao izao fiainana mafy izao
Tsy feo mahery,aina, vola ihany koa
Fa ny fanananao an’I Tompo Jesoa


Ref: raiso Izy ataovy ao am-po
Ario ireo fahzaran-dratinao taloha
Raha izay no ataonao tsisy very
Dia ianao tokoa ilay mahery


Koamijoroa ianao ho lohany
Amin’ny fanompoana an’Andriamanitra
Koaasehoy ny hery aza mivazivazy
Ho lehilahy mahery tsy ho resim-bavy


Ref: raiso Jesoa ataovy ao aloha
Amin’ny làlana rehetra alehanao
Raha izay no ataonaotstiy very
Dia ianaot okoa ilay mahery


·