Lehibe sy Mahatalanjona

Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo

Lehibe sy Mahatalanjona


“Ary nahita aho fa indro toa ranomasina fitaratra miaro afo. Ary izay naharesy dia nitsangana teo amoron’ny ranomasina fitaratra. Mitana ny lokangan’Anddiamanitra ary mihira ny fihiran’i Mosesy mpanompon’Andriamanitra sy ny fihiran’i Zanak’ondry izy manao hoe:


Lehibe sy mahatalanjona ny asanao
Tompo o Andfiamanitra Tsitoha
Mahitsy sy marina ny lalànao
Ry Mpanjaka mandrakizay


Iza no tsy atahotra (iza no tsy atahotra)
Ary iza no tsy hankalaza (ny Anaranao Tompo o)
Fa Ianao ihany no Masina


Ary ny firenena rehetra
Ho avy hiankohoka eo anatrehanao
Fa efa naharihary ny fitsarana marina nataonao


·