Lehibe ny fitiavanao anay Ray o

Chorale Taratr'i Maria

Lehibe ny fitiavanao anay Ray o


Ny kintana maneho ny hankanton’ny alina
ny volana manazava ny alina
ny masoandro manazava ny andro
ny rivotra iaignanay maneho ny hankaton’ny zava- boarinao Ray


ny voro-manidin’isan-karazany
Ny ala mameno ny tendrombohitra
ny rano mikorina eny an-tsaha
mamelona ny zava-manan’aina
maneho ny hankaton’ny zava-boaarinao Ray


Misaotsy e, misaotsy e lehibe (ny) fitiavanao anay Ray o
misaotsy e misaotsy e (ny) fitiavanao no mampisy anay
misaotsy e misaotsy e, Fanahinao manamasy anay Ray o
misaotsy e misaotsy e navahanao amy zava-boaary ahay


Misaotsy anao ahay Ray o atety lahy ny hasy omenay anao
misaotsy Anao ahay Baba ny dera sy ny voninahitra ho Anao


Faly ahay heniky (ny) hasoavanao
Faly ahay heniky (ny) hasoavanao


Nomenao mpiarakandro hagnerin-doha anay
nomenao mpanamasy ahay Baba


Nomenao mpiarakandro hagnerin-doha anay
nomenao mpanamasy ahay Baba misaotsy e


ahay Baba misaotsy e


nahazo gn’ andro androany e
nomenao panamasy ahay e
nomenao piarakandro ahay e
misaotsy ragnandria


·