Lehibe ny fitiavanao

Riampeon' Ny Maritiora

Lehibe ny fitiavanao


1-Fa fitiavana mpanota toa ahy
Nalatsaka ny rany,mba ho avotra
Fa fitiavana mpanota toa ahy
Nalatsaka ny rany, mba ho avotra


Ny ranao soa, izay nalatsaka
Hanadiovanao ny ota sy helokay
Lehibe ny fitiavanao


2-Fa fitiavana mpanota toa anao
Nalatsaka ny rany, mba ho avotra
Fa fitiavana mpanota toa anao
Nalatsaka ny rany, mba ho avotra


Jeso tia o! nafoinao ny aina
Hanafahana ny geja,fatotray
Lehibe ny fitiavanao


A/C: Denis R


·