LEHIBE JEHOVAH

IRAFIA FJKM Ambohibao

LEHIBE JEHOVAH


Andriamanitra oh, Andriamanitra oh
Tiako lotra n’y midera Anao
Ny fanahiko no hihira sy hankalaza ny Anaranao
LEHIBE, LEHIBE JEHOVAH ka tokony ho deraina indrindra


Fa tsara ny midera Anao
Raha mbola miaina koa
Tsy MBA misy ny tahaka Anao
Fa Mpanjakan’ny mpanjaka Ianao
Amen,amen,amen


·