LEHIBE JEHOVAH

IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka

LEHIBE JEHOVAH


Andriamanitra ô, Andriamanitra ô
Tiako loatra ny midera Anao
Ny fanahiko no hihira sy hankalaza ny Anaranao
Lehibe, Lehibe Jehovah
Ka tokony ho deraina indrindra an an


Andriamanitra ô, Andriamanitra ô
Tiako loatra ny midera Anao
Ny fanahiko no hihira sy hankalaza ny Anaranao
Lehibe, Lehibe Jehovah
Ka tokony ho deraina indrindra


Refrain: Fa tsara ny midera Anao
Raha mbola miaina koa
Tsy mba misy ny tahaka Anao
Fa Mpanjakan’ny mpanjaka Ianao


Fa tsara ny midera Anao
…………………………………..


Fa tsara ny midera Anao
…………………………………..


Amen, Amen, Amen!


IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA


·