Lehibe Izy

Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)

Lehibe Izy



  1. Andriamanitra dia fitiavana
    Hobio ka derao
    Lehibe tokoa ny anarany
    Derao ankalazao


Toy izao no nitiavany an’izao tontolo izao
Notolorany ny zanany mba ho famonjena anao
Tsy ho very intsony zay rehetra mino azy
Fa hanana ny fiainana mandrakizay
Fa hanana ny fiainana mandrakizay


Hobio ny Tompo ka derao eh
Ny Anarany hirao eh
Ny fitiavany antsao eh
Fa lehibe Izy


Ny asany ampanjakao eh
Ny hatsarany ankalazao eh
Ny didy folony hajao eh
Fa lehibe Izy



  1. Andriamanitra dia fitiavana
    Hobio ka derao
    Lehibe tokoa ny famindram-pony
    Derao ankalazao


Toy izao no nitiavany an’izao tontolo izao
Notolorany ny zanany mba ho famonjena anao
Tsy ho very intsony zay rehetra mino azy
Fa hanana ny fiainana mandrakizay
Fa hanana ny fiainana mandrakizay


Hobio ny Tompo ka derao eh
Ny Anarany hirao eh
Ny fitiavany antsao eh
Fa lehibe Izy


Ny asany ampanjakao eh
Ny hatsarany ankalazao eh
Ny didy folony hajao eh
Fa lehibe Izy


Aleloia…
Aleloia…
Aleloia…
Aleloia… Fa lehibe izy


·