Lefona
Johasina
Lefona
Tady hiondrika kely, satria nilaozan’ny hery ianao
Miozongozona kely, mafimafy ilay onja mamely
Aza milavo lefona, raiso tazomy eny ihany
Refa mafy ny ady, tsara zay no miandry
May, may may, may, mamaivay may may
Dray dray dray dray, aza be kolay oadray oa za
Tsapanao ve ilay, ilay toe-po manosika anay
Sorato indraindray, ilay nofy manery anao handray
Handray lefona, tsy hatao handratra
Fa hisandratana sy hampisandratra
May, may may, may, mamaivay may may
Dray dray dray dray, aza be kolay oadray oaza