Lazao

Ortegah ft Wendy mialy

Lazao


Ortegah :
Tairo mba lazao anazy eh
Fa mbola taraiky amin’azy hono ny foko oh
Eo mba teneno anazy eh
Ny ahy ny fitia mbola tsy niova loko oh
Tairo tatarao anazy
Fa zah mbola irery fa tsy mbola mana-tompo oh
atreto aloha tena mbola anazy daholo
Fa mbola tsy nisy naka ilay fitia nafohiko oh


Fa reko ny tantara fa
Izy marary nampijalin’i ratary toa mahatsiaro mijaly
Hono eh…
Lazao izy fa ny anay roa mbola tsara
Mbola tsy tokony ihafara iny tsy sitrapiko anefa
Kozio fa mbola eto zah amafa ny alahelo ranomaso izay marary tsaboko anie
Lazao azy fa ny ditra ny adalana tsy fananiko ilay
Nahatonga nitomany eh


Tairo lazao azy fa ny an zareo roa efa tsy anjara
Ny anay no mbola hita hoe anjara
Raha fitia no ilainy dia ny any aminy efa marary
Oh ouu oh …


Lazao izy…
fa nofy ratsy ilay nofy hafa ihainany any
Tairo lazao izy fa
Ny foko iray manontolo no efa
lasa fiainanay any eh


Tairo mba lazao anazy eh
Fa mbola taraiky amin’azy hono ny foko oh
Eo mba teneno anzy eh
Fa ny ahy ny fitia
Mbola tsy niova loko oh
Tairo tantarao anazy eh
Fa zah mbola irery fa mbola tsy mana-tompo oh
atreto aloha tena mbola anazy daholo
Fa mbola tsy nisy naka ilay fitia nafohiko oh


Wendy:
Ekeko hoe irina mahaory ny fitiavana
Fa tsy fo vato izy fa nahatsapa naharary
Teo aminao izy tsy nasinao vidiny ka eny ankafa izay enao vao manontany
Aza manahy,fa efa falifaly izy any
Misy tsiky fa efa leo mijaly izy any
Efa adinony ilay ratra tamin’ny izany
Life vaovao efa tsy misy pentina efa tsy mitomany izy any
Noratrainao izy tsy natsapa niala eh

Nefa enao ilay nofidiny tao anaty ny maro eh
Hum…
Nilalao afo enao dia may indrisy efa tara ny aminareo


Eo fa lazaiko ho anazy eh
Fa tsy mahatombina any ankafa kay ny fonao eo
F’ho teneniko anazy eo
Hoe ai ilay nampirafy ireny kay tsy sitrapinao
Tairo f’ho tantaraiko azy hoe
Raha takatrao ny lanitra dia efa nafohinao
Nefa aza manantena azy intsony
Izy efa any ankafa efa faly indray ny fony zao


Ortegah :
Tsy hoe zah malahelo fa aiko
Fitia mandalo ny an zareo

Fa ny anay tantara mamy


Wendy :
Tsy hoe zah ny maneso
Fa zah mahita hoe
Foreveeer ny an zareo
Raha zah enao avelako any
Tsofy rano izy fa tsy anjaranao
Mandravaka ny tany izy fa
Tsy nampiadananao


Ortegah :
Ilay tantara tsy voafafa ny fotoana
Tokako iny mbola tiako noho zao tontolo zao


Tairo mba lazao anazy eh
Fa mbola taraiky amin’azy ny foko oh


Eo fa hoteneniko anazy hoe
Hoe ilay nampirafy ireny kay tsy sitrapinao


Tairo tantarao anazy eh
Fa zah mbola irery fa mbola tsy mana-tompo oh


Nefa aza manantena azy intsony
Izy efa any ankafa efa faly indray ny fony zao


·