'Lay hira

Amboaram-peon'i Betela

‘Lay hira


Misy hira kanto loatra ato am-poko
Dia hiram-pivavahana amin’ny Tompo
Eny hiram-pifaliana fa tsy mba toloko
Tiako hirainao izay milaza fa mpanompo


Misy hira kanto loatra ato am-poko
Dia hiram-pivavahana amin’ny Tompo
Eny hiram-pifaliana fa tsy mba toloko
Tiako hirainao izay milaza fa mpanompo


Ref:
Hira iray, mbola ho henonao ao anatin’ny fotsy milaotra
Tsisy feony izy io, tsisy tonony ihany koa
Fa dia hira hiraiko ato anaty hanantenako
Koa mazava lehibe tokoa, ary handraisako fiaina-tsambatra ato anaty
Dia ho sambatra ny mihira io hira io
Hiventso mangina ny hira ao anatiny


Ref


·