LAY HERIKO

Feon'ny fiderana

LAY HERIKO


Fanefitra fandravana
Ny anaranao ny Ray
Fanilo fahazavana
Ity fiainanay


  Ampy ahy ianao ry Jesosy
Hamonjy ny fanahiko
Mampahery hatrany ny foko
Raha sendra mitoloko

Tsy ho kivy aho,tsy ho ketraka ihany koa
F’ianao ilay mpamindra fo
Lalana fiainana fahamarinana
Fandresena ho anay ho anay
Mandrakizay


                                                 A/C: Mr Fano

·