Lasany

Sity Rakoto

Lasany


Tsy ho tananao intsony anie raha izy
Fa efa lasa lavitra any anaty hadalana
Ilay hadalam-pitiavana lalina


Ka indro fa nakimpiny ny masony roa
Ny momba azy dia efa nafoiny avokoa
Raha nafoiny izany tsy indray na indroa


Veloma rahavako fantantro loatra e
Ilay hoe very hevitra nefa tsy mahafoy


‘Ndeha ka tantarao
Mba lazalazao
Rehefa tonga ilay andro hiverenanao


·