Lasa ianao

AhmadinéDaz

Lasa ianao


ouh… ieh


Iny e, iny e
Lasa any ho any
Soava dia e
Izaho tomany.


Tsarovy, ireo tsiky
Sariaka sy toa falifaly.
Ao koa ireo tomany mananihany,
Ireo alahelo tantarantsika izany.


Fa lasa ianao mantsy androany,
Izaho irery anie sisa
Mangina mamisavisa,
Malahelo te hitomany
Manantena hihaona aminao indray
Hanohy ireo lalao indray andro any


ouh ouh
yehh


Iny e, iny e
Lasa any ho any
Soava dia e
Izaho tomany.


Tsarovy, ireo nofy
sy ireo tanjona izay niarahana
Ao koa ireo ady efa vita
Sy ny sisa tantarantsika izany


Fa lasa ianao mantsy androany,
Izaho irery anie sisa
Mangina mamisavisa,
Malahelo te hitomany
Manantena hihaona aminao indray
Hanohy ireo lalao indray andro any


Fa lasa ianao mantsy androany,
Izaho irery anie sisa
Mangina mamisavisa,
Malahelo te hitomany
Manantena hihaona aminao indray
Hanohy ireo lalao indray andro any


Manantena hihaona aminao indray
Hanohy ireo lalao indray andro any


Manantena hihaona aminao indray
Hanohy ireo lalao indray andro any


·