Lasa
Handyh
Lasa
Lasa hono izy, lasa fa tsy tamana
Tsy hita intsony, fa nandao ity tanana
Bridge:
Atao ahona moa, f’izay no safidin’ny fo
Nidify teo izy, efa lasa any ho any
Tsy hita intsony, fa nandao ireo akama
Bridge:
Atao ahona moa, f’izay no safidin’ny fo
Refrain:
Nilaozany avokoa izay teo aloha
Ka dia navalony ho tantara ihany koa
Fa ny tiny atao dia ny manadino anao