LASA
JINNS
LASA
1/_Alina mangina mampatsiahy ireo lasa
Toy ny nofy ireo izay vitatsika hatrizay
Mitamberina ao an_tsaina ka tsy ho voafafa
Miraikitra ato am_po sy hitoetra mandrakizay
Ref:
Ataovy an tsainao fa (mbola nisy ireo izay nahasoa)
Ny ratsy tsy hitoetra [saingy]( mandalo avokoa)
Maro ny tsara fa (ny LASA tsy fanadino)
Tantara mamy niainana fahiny
2/_Niserana avokoa ireo zavatra maro
Tsy misy tavela fa zary nofy fotsiny iany
Nandalo teo daholo ireo adalana
Ny fahazazana efa very fa kalona mba ho mamy
KA…….
Ref:…….
A/C: i’z/ Emi
JINNS????