LALANA VOASORITRAO
Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)
LALANA VOASORITRAO
- Làlana voasoritra
Ny fiainanay ety
tsy maharitra, tsy haharitra
Fa mora loa
Ianao Jesosy Tompo
no mpandahatra anay
Ianao no hany hiantorahanay
Réf.
O vimbino sy tahio Jesoa
Hampombay ny elatrao zahay
Ho eo anilanao
Ianao no aro ka mitia sy miaro anay ety
Hahazoanay ny fiainan-tsambatra
- Lalan-tsarotra ho fantarinay Jesoa
Hafaliana, fahoriana nalahatrao
Mifandimby ho làlana voasoritra hizoranay
Aza avela handrefy izay ho anao zahay