LALANA TILY

Mpanazava sy Tily eto Madagasikara

LALANA TILY


Ny tily Ny tily ny tily
Tokan-teny, mahatoky
vonona hanasoa namana
Havan’ny olona rehetra ary mpirahalahy daholo
Manaja olona sy antra biby
tia madinika zava-maniry
Mpakanto ary mihira sy mitsiky raha sendra ny sarotra
sahy, mahery fo, maharitra amin’ny asany
madio tena eritreritra fiteny sy fihetsika ny Tily
ka toujours prĂªs


·