Lalana

SLK Vonona:METM betifaga

Lalana


1/Lalana sarotra ny ety an-tany
Lalana,feno alahelo sy tomany
Fiainana,rotoroto sesi-lany
Fiainana,misy ambony misy ambany
*mandalo anie izao fiainana izao ka asakasakao
Miantso anao ny Tompo anio,miantso anao,,
Namako o ô
Fiv:miorena mafy ianao,tano ny finoana
Mino an’i jesosy ianao,dia ho vonjena rahalahy
Ampandresy anao ny tompo hanome
Fiainam-baovao


2/lalana sarotra ny ety an-tany
Lalana,feno alahelo sy tomany
Fiainana,rotoroto sesi-lany
Fiainana,misy ambony misy ambany
*atolory azy,ny tenanao
Tsy avy hiantso ny marin’izy fa ianao
Mpanota o ô
Fiv:


A/c: Binjô


·