Lalam-pamonjena
SLK 'lay Mpiantsa Soa
Lalam-pamonjena
LALAM-PAMONJENA
Ref: Lalam-pamonjena, lalam-pandresena
Ty manam-paharoa ny fitiavanao
Lalam-pamonjena, lalam-pandresena
Ty manam-paharoa ny fitiavanao
Fa toy izao no nitiavan’andriamanitra izao tontolo izao
Nomeny ny zanany lahitokana dia Kristy Tompo
Mba tsy hisy ho very izay rehetra mino Azy
Fa hanana fiainana,hanana fiainana, Fiainana mandrakizay