Lalam-baovao
CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)
Lalam-baovao
1-Ny lalana lalam-baovao no soritanao mba hizorako
Tsy fantatro izay ao m-badika ao
Nefa matoky anao Tompo รด
Mahitsy tora-tady; zay lalana ombako
fa lalam-baovao no soritanao halehako
raha ianao no mitantana ahy
dia ny lalanao no hizorako
Jeso fitarik’andro no mitantana ny diako
ka lalam-baovao no soritanao halehako
raha ianao no mitantana ahy
dia ny lalanao no hizorako