LAKILE
ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)
LAKILE
Ny foko Jesosy manomboka anio
Diovy sasao mba ho tonga madio
Izaho mila ny famonjenao
Ireo toetrako ratsy taloha mba sasao
Fa vonona anio aho anaraka Anao
Izaho tena mila Anao
REFRAIN:
Tsy mahavoa tena izao
Raha toa ka tsy eo anilanao
Tsy misy lalankafa aleha
Fa ianao Jesoa no LAKILE
Ireo mpiarabelona namako ety
Tiako Jesoa raha ireo mpaniasia
Ho vanginao
Ireo mpanompo sampy sy ireo mpisikidy
Tiako Jesoa raha ianao no mandidy
kasio ny tananao
REFRAIN:
Tsy mahavoa tena ireo
Fa mila famonjena ombieny
Tsy misy lalankafa aleha
Fa ianao Jesoa VAHAOLANA (x'4)
Fa ianao Jesoa no LAKILE.