KRISTY NO TORINAY

Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna

KRISTY NO TORINAY


Ry Andriananahary ô! Misaotra Anao izahay

Satria notoloranao fahasoavan-dehibe
De ny ahafaha-mankakaza ny Anaranao
Sy mbola hanompoanay ny Tompo lehibe


Refrain:
Ravoravo re ny fonay fa natsanganao
Ity fikambanan’ny tanoran’ny fiangonanao
Koa raiso ka ny tarigetra izay atolotrao ho anay
Dia Kristy no torianay na aiza misy anay


Fanahy masina ô! Tsinjovy re ny dianay
Mba tsy hiova fa hahitsy re ny lalanay
Satria mantsy dia marefo izato nofonay
Ka dia mila hatrany anao hitarika anay


Refrain:
Ravoravo….


·