Kristy Mpanjakako

azofi fjkm ambohipo

Kristy Mpanjakako


1-Ry Kristy o Mpanjakako
Ny foko ho Anao
Ny feoko hasandratro
Hihira ho Anao


2-Mba raiso ny fanahiko
Hanao ny sitraka0
Ny tenako, ny heriko
Dia ento ho Anao


3-Ny tongotro, ny tanako
Hiasa ho Anap,
Ny androko, ny volako
Omeko ho Anao


4-Izaho dia tsy mendrika
Anao ry Tompo ol
Kanefa re mba raisonao
Ny foko ho Anao


·