Kristy mpandresy

azofi fjkm ambohipo

Kristy mpandresy


Kristy mpandresy, nahafaka anay
Taona nifanesy, mivoha ny tranon-dRay


Finoana Anao, finoana Anao
Antoky ny fandresena
Hitondra hery vaovao
Hahazoana famonjena
Mpandresy izahay
Miaraka aminao
Ny ota hangaihay
Sy izao tontolo izao


Fahavalo farany dia efa resinao
Vita ny tantarany, ny fasana ho lao


Finoana anao,…


Fahavalo farany dia efa resinao
Vita ny tantarany, ny fasana ho lao


·