KRISMASY

Feon'ny fiderana

KRISMASY


Ny nahaterahan’ny Tompo
Andro iray manan-tantara e
Vanin’androm-pamonjena
Koa asandrato ny dera ho an’ilay Mesia


Krismasy krismasy venteso ny Hoby
Krismasy krismasy Hosana Hosana
Krismasy krismasy venteso ny Hoby
Krismasy Krismasy Hosana Hosana
Teraka ny Mpamonjy tao Betlehema


Ny nahaterahan’ny Tompo
Andro iray tsy manam-paharoa
Vanin’androm-pifaliana
Koa asandrato ny hira hanako eran-tany


Krismasy krismasy……………………


A/C:Mr Tafita


·